Hankany amin'ny vontoatiny

Accipitridae

Avy amin'i Wikipedia
Circaetus gallicus

Ny Accipitridae dia fianakaviam-borona izay ahitana ny ankamaroan' ny vorona mpihaza amin' ny andro, ao amin' ny filaharana Accipitriformes. Tsy anisan' ny Accipitridae ny karazana ao amin' ny Falco, fa ao amin' ny Falconidae. Izy ireo dia vorona mpihaza, manana halava 20 ka hatramin' ny 150 sm, ary misy vavany miafaingoka. Ny ranjony matanjaka dia manana hohony maranitra, ary lehibe elany. Manana maso mahita lavitra izy ireo.

Hita any amin' ny faritra rehetra eran' izao tontolo izao izy ireo afa-tsy any Antarktika; saika ny faritra rehetra dia manana karazany maro. Mandeha matetika amin' ny karazana tontolo iainana rehetra izy ireo, manomboka amin' ny ala ka hatrany amin' ny tany mando, manomboka amin' ny tany somary efitra ka hatramin' ny tondirà, manomboka amin' ny tendrombohitra avo ka hatrany an-tanàn-dehibe.

Sistematika sy taksinômia ary fivoarana

[hanova | hanova ny fango]

Taksinômia

[hanova | hanova ny fango]

Mbola iadian-kevitra ihany ny fifandraisana araka filôjenetikan' ity fianakaviana ity. Ny fandalinana filôjenetika nataon' i Raposo do Amaral sy ny namany (2009) amin' ny Accipitridae momba ny famakafakana ny fototarazo mitôkôndrialy sy nokleary sivy avy amin' ny santionany 105 (karazana 54) dia kihon-dalana teo amin' ny fahatakarana ny fifandraisana ao amin' ity vondrona ity. Niteraka fiovana lehibe teo amin' ny taksônômian' ny vondrona izany, izay hita taratra ao amin' ny versiona 3.3 (2013) amin' ny fanasokajiana filamatra nataon' ny International Ornithological Congress. Ireo karazana ao amin' ny vondron-karazana Icthyophaga dia napetraka ao amin' ny vondron-karazana Haliaeetus, talohan' ny namerenan' ny namohazany indray ilay vondron-karazana tamin' ny taona 2023.

Lisitra filôjenetikan' ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Eto ambany ny taksinômia araka ny filôjenian' ny fandalinana nataon' i Mindell et all (2018) ary i Starikov & Wink (2020).

  • Zana-pianakaviana Elaninae
    • Chelictinia (1 karazana)
    • Elanus (4 karazana)
    • Gampsonyx (1 karazana)
  • Zana-pianakaviana Gypaetinae
    • Gypaetus (1 karazana)
    • Gypohierax (1 karazana)
    • Neophron (1 karazana)
    • Polyboroides (2 karazana)
  • Zana-pianakaviana Perninae
    • Aviceda (5 karazana)
    • Chondrohierax (2 karazana)
    • Elanoides (1 karazana)
    • Eutriorchis (1 karazana)
    • Hamirostra (1 espèce)
    • Henicopernis (2 karazana)
    • Leptodon (2 karazana)
    • Lophoictinia (1 karazana)
    • Pernis (4 karazana)
  • Zana-pianakaviana Circaetinae
    • Circaetus (6 karazana)
    • Dryotriorchis (1 karazana)
    • Spilornis (6 karazana)
    • Pithecophaga (1 karazana)
    • Terathopius (1 karazana)
  • Zana-pianakaviana Gypinae
    • Aegypius (1 karazana)
    • Necrosyrtes (1 karazana)
    • Gyps (8 espèces)
    • Sarcogyps (1 karazana)
    • Torgos (1 karazana)
    • Trigonoceps (1 karazana)
  • Zana-pianakaviana Harpiinae
    • Harpia (1 karazana)
    • Harpyopsis (1 karazana)
    • Macheiramphus (1 karazana)
    • Morphnus (1 karazana)
  • Zana-pianakaviana Aquilinae
    • Aquila (11 karazana)
    • Clanga (3 karazana)
    • Hieraaetus (5 karazana)
    • Ictinaetus (1 karazana)
    • Lophaetus (1 karazana)
    • Lophotriorchis (1 karazana)
    • Nisaetus (10 karazana)
    • Polemaetus (1 karazana)
    • Stephanoaetus (1 karazana)
    • Spizaetus (4 karazana)
  • Zana-pianakaviana Lophospizinae
    • Lophospiza
  • Zana-pianakaviana Harpaginae
    • Harpagus (2 karazana)
    • Kaupifalco (1 karazana)
    • Microspizias (2 karazana)
  • Zana-pianakaviana Melieraxinae
    • Melierax (3 karazana)
    • Micronisus (1 karazana)
    • Urotriorchis (1 karazana)
  • Zana-pianakaviana Accipitrinae
    • Lophospiza (2 karazana)
    • Aerospiza (2 karazana)
    • Tachyspiza (27 karazana)
    • Accipiter (9 karazana)
    • Astur (9 karazana)
    • Circus (16 karazana)
    • Erythrotriorchis (2 karazana)
    • Megatriorchis (1 karazana)
  • Zana-pianakaviana Buteoninae
    • Foko Milvini
    • Foko Buteonini
      • Bermuteo
      • Busarellus (1 karazana)
      • Butastur (4 karazana)
      • Buteo (29 karazana)
      • Buteogallus (9 karazana)
      • Cryptoleucopteryx (1 karazana)
      • Geranoaetus (3 karazana)
      • Geranospiza (1 karazana)
      • Helicolestes (1 karazana)
      • Ictinia (2 karazana)
      • Leucopternis (3 karazana)
      • Morphnarchus (1 karazana)
      • Parabuteo (2 karazana)
      • Pseudastur (3 karazana)
      • Rostrhamus (1 karazana)
      • Rupornis (1 karazana)

Lisitra manaraka abidy

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitra manaraka abidy ho an' ny vondron-karazana ao amin' ilay fianakaviana:

  • Accipiter (9 karazana)
  • Aegypius (1 karazana)
  • Aerospiza (2 karazana)
  • Aquila (11 karazana)
  • Astur (9 karazana)
  • Aviceda (5 karazana)
  • Bermuteo
  • Busarellus (1 karazana)
  • Butastur (4 karazana)
  • Buteo (29 karazana)
  • Buteogallus (9 karazana)
  • Chelictinia (1 karazana)
  • Chondrohierax (2 karazana)
  • Circaetus (6 karazana)
  • Circus (16 karazana)
  • Clanga (3 karazana)
  • Cryptoleucopteryx (1 karazana)
  • Dryotriorchis (1 karazana)
  • Elanoides (1 karazana)
  • Elanus (4 karazana)
  • Erythrotriorchis (2 karazana)
  • Eutriorchis (1 karazana)
  • Gampsonyx (1 karazana)
  • Geranoaetus (3 karazana)
  • Geranospiza (1 karazana)
  • Gypaetus (1 karazana)
  • Gypohierax (1 karazana)
  • Gyps (8 espèces)
  • Haliaeetus (4 karazana)
  • Haliastur (2 karazana)
  • Hamirostra (1 espèce)
  • Harpagus (2 karazana)
  • Harpia (1 karazana)
  • Harpyopsis (1 karazana)
  • Helicolestes (1 karazana)
  • Henicopernis (2 karazana)
  • Hieraaetus (5 karazana)
  • Icthyophaga (6 karazana)
  • Ictinaetus (1 karazana)
  • Ictinia (2 karazana)
  • Kaupifalco (1 karazana)
  • Leptodon (2 karazana)
  • Leucopternis (3 karazana)
  • Lophaetus (1 karazana)
  • Lophoictinia (1 karazana)
  • Lophospiza
  • Lophospiza (2 karazana)
  • Lophotriorchis (1 karazana)
  • Macheiramphus (1 karazana)
  • Megatriorchis (1 karazana)
  • Melierax (3 karazana)
  • Micronisus (1 karazana)
  • Microspizias (2 karazana)
  • Milvus (3 karazana)
  • Morphnarchus (1 karazana)
  • Morphnus (1 karazana)
  • Necrosyrtes (1 karazana)
  • Neophron (1 karazana)
  • Nisaetus (10 karazana)
  • Parabuteo (2 karazana)
  • Pernis (4 karazana)
  • Pithecophaga (1 karazana)
  • Polemaetus (1 karazana)
  • Polyboroides (2 karazana)
  • Pseudastur (3 karazana)
  • Rostrhamus (1 karazana)
  • Rupornis (1 karazana)
  • Sarcogyps (1 karazana)
  • Spilornis (6 karazana)
  • Spizaetus (4 karazana)
  • Stephanoaetus (1 karazana)
  • Tachyspiza (27 karazana)
  • Terathopius (1 karazana)
  • Torgos (1 karazana)
  • Trigonoceps (1 karazana)
  • Urotriorchis (1 karazana)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]