Hankany amin'ny vontoatiny

Baskety

Avy amin'i Wikipedia
Baskety

Ny baskety dia fanatanjahatena filalaovana baolina izay matetika atao an-trano, ary indrindra koa eny amin'ny an-kianja malalaka. Ahitana ekipa roa manandrana manipy ny baolina ho any amin'ny ekipa namana izay ny tanjona dia ny hampiditra ny baolina ao anatin'ny harato. Mirefy 3,05 metatra ny harona ary miraikitra amin’ny lafiny roa tery amin’ny kianja filalaovana. Ny ekipa iray dia matetika ahitana mpilalao dimy