Nazisma
Fiseho
.svg/250px-Flag_of_the_NSDAP_(1920–1945).svg.png)
Ny nazisma, ara-pomba ôfisialy ny sôsialisma nasiônalista (alemanina: Nationalsozialismus [natsi̯oˈnaːlzotsi̯aˌlɪsmʊs), dia firehan-kevitra sy fomba fanao mifandraika amin' i Adolf Hitler sy ny antoko Nazi (
Reich fahatelo]: Nationalsozialistische Deutsche Arbeiterpartei, NSDAP, na "Antokon' ny Mpiasa Sôsialista") any Alemana Nazi. Nandritra ny fiakaran' ny fitondrana Hitler tamin' ny taona 1930 tany Eorôpa. Ny teny hoe "neô-nazisma" mifandraika amin' izany dia ampiharina amin' ny vondrona havanana hafa misy hevitra mitovy amin' izany izay niforona taorian'ny fianjeran' ny fitondrana Nazi.