Palaô
Fiseho

_(small_islands_magnified).svg/250px-Palau_on_the_globe_(Southeast_Asia_centered)_(small_islands_magnified).svg.png)
I Palaô na ny Repoblikan' i Palaô dia firenena ao Ôseania. Ny renivohiny dia i Ngerulmud, Melekeok State. Ny tanàna lehibe indrindra dia i Koror. 459 km2 ny velarany ary 20,956 ny isan' ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2011. Ny faritr' ora dia +9.
Atao amin' ny teny palaôana hoe Belau na Beluu er a Belau izy ary amin' ny teny anglisy hoe Palau na Republic of Palau.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Firenena ao Ôseania: Aostralia - Nosy Koky - Fijy - Kiribaty - Nosy Marsaly - Mikrônezia - Naoro - Nioe - Zelandy Vaovao - Palaô - Papoazia-Ginea-Vaovao - Nosy Sôlômôna - Samôa - Tônga - Tovalo - Vanoato.
